Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jitrita

Jitrita

(Jitrìta) [An’i Jatera (na Jetro)].

Fianakaviana anisan’ny fokon’i Joda, tao Kiriata-jearima. (1Ta 2:3, 52, 53) Avy amin’io fianakaviana io i Ira sy Gareba izay samy lehilahy maherin’i Davida.​—2Sa 23:38; 1Ta 11:40.