Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jizrahita

Jizrahita

(Jizrahìta).

Teny ilazana ny fiavian’i Samihota, izay lehiben’ny fizarana fahadimy tamin’ireo antoko-miaramila nanompo an’i Davida. (1Ta 27:8) Mety ho tanàna na fianakaviana niavian’i Samihota ny hoe Jizra.