Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jizry

Jizry

(Jizrỳ) [An’i Jezera].

Mpitarika an’ireo 12 lahy mpitendry zavamaneno tao amin’ny andiany fahefatra, rehefa nalamin’i Davida indray ny fanompoana tao amin’ny toerana masin’i Jehovah. (1Ta 25:7, 8, 11) Lasa “Zery” no nanoratana ny anaran’i Jizry eo amin’ny andininy faha-3 satria tsy nisy an’ilay tovona hoe yôda (litera hebreo). Lazaina hoe zanak’i Jedotona izy eo amin’io andininy io.