Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Joada

Joada

(Joàda) [mety hidika hoe I Jehovah dia Nihaingo].

Benjamita taranak’i Saoly avy tamin’i Jonatana sy avy tamin’i Meri-bala (Mefiboseta). Hita ao amin’ny tetirazana ny anaran’ny zanany telo lahy. (1Ta 8:33-36; 2Sa 9:6, 12) Jara no iantsoana an’i Joada ao amin’ny 1 Tantara 9:42.