Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Joariba

Joariba

(Joarìba) [fanafohezana ny hoe Joiariba, izay midika hoe “I Jehovah Anie Hiady; Niady [ho Antsika] teo Amin’ny Fitsarana i Jehovah”].

1. Lohan’ny fianakaviamben’ny mpisorona izy, ary nantsoina koa hoe Joiariba. (1Ta 24:6, 7) Nisy solontenan’ny fianakaviambeny (na mpisorona iray hafa nantsoina koa hoe Joariba) niara-belona tamin’i Zerobabela sy Nehemia ary Joiakima.​—Ne 12:1, 6; 11:4, 10; 12:12, 19, 26.

2. “Mpampianatra” tamin’ny andron’i Ezra.​—Ezr 8:16.

3. Lehilahy avy any Joda razamben’i Mahaseia.​—Ne 11:5.