Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jobala

Jobala

(Jobàla) [mety hidika hoe Ondrilahy].

Zanakalahin’i Lameka sy Ada, ary taranak’i Kaina. Mety ho namorona ny zavamaneno tendrena sy tsofina izy, matoa lazaina fa “nipoiran’ny mpitendry harpa sy mpitsoka sodina rehetra.” Na angamba izy no voalohany nanao izany ho anton’asa ka nampandroso ny sehatry ny mozika.​—Ge 4:17-21.