Joha
(Jòha) [fanafohezana ny hoe Johanana, izay midika hoe “I Jehovah dia Niantra; I Jehovah dia Tsara Fanahy”].
1. Tizita anisan’ny lehilahy maherin’i Davida.—1Ta 11:26, 45.
2. Lohan’ny fianakaviambe benjamita tao Jerosalema, ary zanakalahin’i Beria na taranany.—1Ta 8:1, 16, 28.