Jokala
(Jokàla) [fanafohezana ny hoe Jehokala, izay midika hoe “I Jehovah dia Mahavita Manao; I Jehovah dia Mandresy”].
“Zanak’i Selemia”, ary anisan’ireo andrianan’ny Joda nangataka ny hamonoana an’i Jeremia mpaminany, noho izy io nampiraviravy tanana ny mpiady, hono.—Je 38:1-4.