Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jokdeama

Jokdeama

(Jôkdeama) [mety hidika hoe Fandoran’ny Olona].

Tanàna tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda. (Js 15:20, 48, 56) Misy milaza azy io ho i Kirbet Rakʽa (Horvat Rakʽa), tokotokony ho 7 km any atsimon’i Hebrona.