Joktela HANDEFA Joktela (Jôktèla). 1. Tanànan’i Joda tany Sefela. (Js 15:20, 33, 38) Tsy tena fantatra ankehitriny ny toerana nisy azy io. 2. Tanànan’i Sela (tany Edoma) azon’i Amazia mpanjakan’ny Joda, ka novany hoe Joktela ny anarany.—2Mp 14:1, 7; jereo SELA, I No. 4. Hanao Pirinty Hizara Hizara Joktela Fandalinana ny Soratra Masina Joktela Malagasy Joktela https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 88-89