Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Josifia

Josifia

(Josifìa) [Hanampy (Hampitombo) Anie i Jah; Nanampy (Nampitombo) i Jah].

Taranak’i Bany izy, ary i Selomita zanany no lohan’ny fianakaviambe niaraka tamin’i Ezra nankany Jerosalema, tamin’ny 468 T.K.​—Ezr 8:1, 10.