Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Jota

Jota

(Jòta) [mety hidika hoe Toerana Nitarina (na Nahinjitra)].

Toerana tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda, ary nomena ny “taranak’i Arona” ho tanànan’ny mpisorona. (Js 15:20, 48, 55; 21:13, 16) Misy milaza an’i Jota ho i Yatta, eny amin’ny tandavan-tendrombohitra iray any amin’ny 10 km eo ho eo, any atsimon’i Hebrona.