Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kôfa

Kôfa

[ק].

Litera faha-19 amin’ny abidy hebreo. Soratana hoe “k” (toy ny amin’ny hoe “Kisy”) izy io, rehefa adika amin’ny teny malagasy ny anarana hebreo misy azy. Mafy kokoa noho ny feon’ny litera kaf [כ] ny azy, ary tononina any amin’ny fara tenda. Samy manomboka amin’ny kôhf ireo andininy valo ao amin’ny Salamo 119:145-152, amin’ny teny hebreo.