Tianao ve ny hamaky an'ity lahatsoratra ity amin'ny teny %%?
Kaba
Kaba
(kàba).
Mifanitsy amin’ny 1⁄18 efaha (2Mp 6:25) sy amin’ny 1⁄18 bata (Ezk 45:11), hoy ireo raby. Toa asehon’ny voka-pikarohana fa 22 L ny iray bata. Raha izany no izy, dia tokony ho 1,22 L ny iray kaba.