Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kafa

Kafa

[כ; ך raha litera farany].

Litera faha-11 amin’ny abidy hebreo. Tononina hoe “k” ny kaf rehefa misy an’ilay teboka kely ao anatiny (כּ), fa hafa kosa ny fanononana azy rehefa tsy misy. Samy manomboka amin’izy io ireo andininy valo ao amin’ny Salamo 119:81-88, amin’ny teny hebreo. Mitovitovy ny fanoratra ny hoe kaf [כ] sy beht [ב].