Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kartana

Kartana

(Kartàna) [fomba hafa fanoratana ny hoe Kiriataima, izay midika hoe “Tanàna Roa”].

Tanànan’i Naftaly nomena ny Levita Gersonita. (Js 21:27, 32) Toa Kiriataima no iantsoan’ny 1 Tantara 6:76 azy io. Maro no milaza an’i Kartana ho i Kirbet el-Koreiyeh, tokotokony ho 21 km any andrefana avaratrandrefan’ny Debok’i Hola.