Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kemoela

Kemoela

(Kemoèla).

1. Zanakalahin’i Nahora (rahalahin’i Abrahama) tamin’i Milka. Nanan-janakalahy atao hoe Arama izy.​—Ge 22:20, 21.

2. Zanakalahin’i Siftana, ary mpiadidy teo amin’ny fokon’i Efraima. Anisan’ireo 12 lahy nasain’i Jehovah notendren’i Mosesy hizara ny tany Kanana tamin’ny Israelita izy, ka nisolo tena ny fokon’i Efraima tamin’izay.​—No 34:16-29.

3. Levita rain’i Hasabia, izay mpitarika teo amin’ny fokon’i Levy tamin’ny andron’i Davida.​—1Ta 27:16, 17.