Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Keroba

Keroba

(Keròba).

Tanàna tany Babylonia. Niala tany ny Jiosy sasany natao sesitany ary niverina tany Jerosalema tamin’ny 537 T.K. Tsy hita anefa ny tetirazany, ka tsy afaka nanaporofo izy ireo hoe Israelita.​—Ezr 2:59; Ne 7:61.