Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kesila

Kesila

(Kesìla) [Andilana [izany hoe tehezana]].

Tanàna ao amin’ny lisitr’ireo toerana ao amin’ny tanin’i Joda. (Js 15:21, 30) Raha jerena ny Josoa 15:30 sy ny Josoa 19:4 ary ny 1 Tantara 4:30 dia mety ho i Betoela ihany i Kesila.​—Jereo BETOELA No. 2.