Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kesolota

Kesolota

(Kesolòta) [Andilana [izany hoe tehezana]].

Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Isakara (Js 19:18), ary mety ho izy ihany i Kislota-tabara. (Js 19:12) Maro no mihevitra azy io ho i Iksal (Kislota Tavara), tanàna eo am-pototr’ireo havoanan’i Nazareta, any amin’ny 3 km any atsimoatsinanan’i Nazareta. Teo amin’ny Lemak’i Jezirela àry no nisy azy io, teo andrefan’ny Tendrombohitra Tabara.