Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kislona

Kislona

(Kislôna) [mety hidika hoe Tsisy Saina].

Benjamita velona tamin’ny andron’i Mosesy, ary i Elidada zanany lahy no anisan’ireo nanampy rehefa nozaraina ho lovan’ny Israely ny Tany Nampanantenaina.​—No 34:17, 21.