Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Klementa

Klementa

(Klemànta).

Kristianina tsy nivadika, ary niara-niasa mafy tamin’ny apostoly Paoly teo amin’ny fitoriana “ny vaovao tsara”, azo inoana hoe tany Filipy. (Fi 4:3) Betsaka ny olona nanana anarana hoe Klementa tamin’izany, ka tsy voatery hitombina ilay tenin’i Origène hoe ity Klementa ity ihany ilay Clément avy any Roma.