Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Koarto

Koarto

(Koartô) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Fahefatra”].

Olona tao Korinto nanao mampamangy an’ireo Romanina nanoratan’i Paoly (taona t. 56). (Ro 16:23) Mety ho anisan’ny fiangonan’i Roma izy taloha, matoa nanana anarana romanina sy nahalala ny rahalahy tany.