Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Koba

Koba

(Kòba).

Firenena niray dina tamin’i Ejipta. Tsy fantatra anefa hoe iza marina izy io. Miara-voatonona amin’i Koba i Etiopia, Pota, Loda, ary “ny mponin’ilay tany voafehin’ny fifanekena” (toa ireo Israelita nandositra tany Ejipta rehefa nisy namono i Gedalia tamin’ny 607 T.K.). Ho “lavon-tsabatra” izy rehetra ireo. (Ezk 30:4, 5) Misy mihevitra fa i Libya no Koba, ka izany no hita ao amin’ny Baiboly sasany.​—LXX; DIEM.