Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kolaia

Kolaia

(Kolaià).

1. Rain’i Ahaba mpaminany sandoka, izay anisan’ny Jiosy natao sesitany tany Babylona, talohan’ny nandravana an’i Jerosalema (607 T.K.).​—Je 29:21; jereo AHABA No. 2.

2. Benjamita ary toa razamben’i Salo. Nonina tao Jerosalema i Salo tamin’ny andron’i Nehemia, taorian’ny sesitany tany Babylona.​—Ne 11:4, 7.