Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kosana

Kosana

(Kosàna).

Anarana mifanitsy amin’ny hoe “Midianina” ao amin’ny Habakoka 3:7. Mety ho anarana hafa niantsoana an’i Midianina, na tany iray teny akaikiny àry izy io. Toa nisy taranak’i Kosy nanorim-ponenana tany amin’ny Saikinosin’i Arabia, araka ny hita ao amin’ilay lahatsoratra hoe KOSY (No. 2). Kosi na Koshim taloha no niantsoana ny firenena arabo sasany tany amin’io faritra io.