Koza HANDEFA Koza (Kòza). 1. [Tsilo]. Taranak’i Joda i Koza, sady “niteraka an’i Anoba sy Zobeba ary ireo fianakavian’i Aharela zanak’i Haroma.”—1Ta 4:1, 8. 2. Lehilahy “mpiandraikitra ny tao an-tranon’i Heroda” Antipasy. Nanompo an’i Jesosy i Johana vadin’i Koza.—Lk 8:3; jereo JOHANA. Hanao Pirinty Hizara Hizara Koza Fandalinana ny Soratra Masina Koza Malagasy Koza https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 196