Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Kreska

Kreska

(Kreskà) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Mitombo; Mihamaro”].

Olona noresahin’i Paoly tao amin’ny taratasiny faharoa ho an’i Timoty, ary nolazainy fa lasa tany Galatia.​—2Ti 4:10.