Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Krispo

Krispo

(Krispô) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Miolanolana”].

Mpitantana ny synagoga tany Korinto. Nataon’ny apostoly Paoly batisa izy ary lasa Kristianina ny ankohonany manontolo.​—As 18:8; 1Ko 1:14.