Lada
(lada).
Taranak’i Joda izy, ary ny anarany no voatonona faharoa amin’ireo zanak’i Sela roa lahy. Voalaza fa “rain’i Maresa” izy.—1Ta 4:21.