Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Lameda

Lameda

[ל] (lamèda).

Litera faha-12 amin’ny abidy hebreo. Mifanitsy amin’ny “l” ny hoe lamed. Samy manomboka amin’izy io ireo andininy valo ao amin’ny Salamo 119:89-96, amin’ny teny hebreo.