Lebaota
(Lebaòta) [Liom-bavy].
Tanàna tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. (Js 15:21, 32) Toa anarany koa ny hoe Beti-lebaota. Nomena ny fokon’i Simeona izy io.—Js 19:1, 2, 6; jereo BETI-LEBAOTA.