Leka
(Lèka).
Mety ho taranak’i Joda avy tamin’i Era. (1Ta 4:21) Misy milaza fa tanàna i Leka rehefa jerena ny teny manodidina. Tsy fantatra anefa ny toerana nisy azy io.