Lino
(Linô).
Kristianina tany Roma, ary notononin’ny apostoly Paoly hoe nanao mampamangy an’i Timoty. (2Ti 4:21) Mpiandraikitra tany Roma izy io, hoy i Irénée (teraka tamin’ny t. 120/140) sy ny olon-kafa tatỳ aoriana. Lovantsofina fotsiny anefa izany.