Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Lo-amy

Lo-amy

(Lo-àmy) [Tsy Oloko].

Lahiaivon’i Gomera vadin’i Hosea. Nasain’i Jehovah natao hoe Lo-amy ny anaran’izy io, satria nolaviny tsy ho olony ny Israely nivadika. (Ho 1:8, 9) Misy milaza fa tsy i Hosea no rain’izy io, satria nanitsakitsa-bady i Gomera. (Ho 1:2) Noresahina fotsiny mantsy tamin’izay fa “bevohoka indray izy, ka nitera-dahy”, nefa nolazaina hoe “nitera-dahy [tamin’i Hosea]” izy, rehefa niteraka an’i Jezirela.​—Ho 1:3, 8.