Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Lo-debara

Lo-debara

(Lo-debàra).

Toerana nisy ny tranon’i Makira, lehilahy niara-belona tamin’i Davida Mpanjaka. (2Sa 9:4, 5; 17:27) Maro no mihevitra fa iray ihany i Lo-debara sy ilay Debira any Gada.​—Js 13:24, 26; jereo DEBIRA No. 4.