Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Losio

Losio

(Lòsiò) [avy amin’ny fototeny lat. midika hoe “hazavana; fanazavana”].

1. Lehilahy avy any Kyrena anisan’ny fiangonan’i Antiokia tany Syria, fony i Paoly niala tany mba hanao ny diany misionera voalohany.​—As 13:1-3.

2. Kristianina ‘havan’i’ Paoly. Niaraka taminy tany Korinto izy, tamin’ny diany misionera fahatelo. Nanoratra ho an’ireo Kristianina tany Roma i Paoly tamin’izay, ka anisan’ny nanao mampamangy azy ireo i Losio.​—Ro 16:21.