Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Lyda

Lyda

(Lỳda).

Tanàna voalaza fa i el-Lodd (Loda ankehitriny), eo amin’ny Lemak’i Sarôna, tokony ho 18 km any atsimoatsinanan’i Jopa. Tany i Petera no nanasitrana an’i Enea, izay nalemy. Lasa Kristianina ny olona maro teny amin’ny manodidina rehefa nahita an’io fahagagana io. (As 9:32-35, 38) Voalaza fa i Loda ihany no Lyda.​—1Ta 8:12; jereo LODA.