Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Madia

Madia

(Madìa) [Mihaingo i Jah].

Mpisorona sady lohan’ny fianakaviambe avy amin’ny rainy. Anisan’ireo niaraka tamin’i Zerobabela avy tany Babylona izy. (Ne 12:1, 5) Mety ho izy ihany ilay Moadia resahin’ny Nehemia 12:17.