Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Magdiela

Magdiela

(Magdièla) [Zava-tsarobidin’Andriamanitra].

Taranak’i Esao, ary iray amin’ireo lehibem-pokon’i Edoma. (Ge 36:40-43; 1Ta 1:51, 54) Mety ho anarana toerana sy foko koa ny hoe Magdiela.​—Jereo TIMNA No. 3.