Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mahalata

Mahalata

(Mahalàta).

Toa teny fampiasa tamin’ny mozika izay ao amin’ny teny mampiditra ny Salamo faha-53 sy 88. Misy milaza fa mety hisy ifandraisany amin’ny matoanteny fototeny hebreo midika hoe “mihaosa; marary” izy io, ka ilazana feon-kira malahelohelo. Toa kalon’ny olona oriory tokoa ireo salamo ireo, indrindra fa ny Salamo faha-88.