Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Maharay

Maharay

(Maharày) [avy amin’ny fototeny midika hoe “miolomay; manafaingana”].

Netofatita anisan’ireo lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida. (2Sa 23:8, 28; 1Ta 11:26, 30) Taranak’i Zera izy, ary voatendry hifehy antoko-miaramila nisy 24 000 lahy izay nanompo ny mpanjaka tamin’ny volana fahafolo.​—1Ta 27:1, 13.