Mahavita
(Mahavìta).
Teny ilazana ny fiavian’i Eliela, lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida. (1Ta 11:26, 46) Toa natao hanavahana azy tamin’ilay Eliela ao amin’ny 1 Tantara 11:47, ny hoe Mahavita.