Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Makaza

Makaza

(Makàza) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “mankahala”].

Toerana niandraiketan’ny iray tamin’ireo lehibem-paritra 12 notendren’i Solomona. (1Mp 4:7, 9) Misy milaza azy io ho i Kirbet el-Mokeizin, tokony ho 5 km any avaratrandrefan’i Ekrona.