Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Malakia

Malakia

(Malakìa).

Mpaminany hebreo mpanoratra Baiboly. (Ml 1:1) Tsy resahin’ny Baiboly ny razambeny sy ny fiaimpiainany. Izay resahin’ny boky mitondra ny anarany ihany no fantatra, dia hoe be zotom-po ho an’ny anaran’i Jehovah sy tamin’ny fanompoana azy izy.