Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Malkiela

Malkiela

(Malkièla) [Mpanjaka Andriamanitra; na Mpanjakako Andriamanitra].

Zafikelin’i Asera sady zanakalahin’i Beria. (Ge 46:17) Antsoina hoe “rain’i Birzavita” izy. (1Ta 7:31) Loham-pianakaviana teo amin’ny Israely izy.​—No 26:45.