Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mandôlinina

Mandôlinina

Toa misy ifandraisany amin’ny fototeny midika hoe “telo” ny hoe shalish (heb.). Nadika hoe “varahina telo zoro” (Prot., f.a.p.), “zavamaneno telozoro” (Sg), ary hoe “mandôlinina” (TV), araka ny diksionera maoderina sasany, àry ny hoe shalishim (mr.) ao amin’ny 1 Samoela 18:6. Toa zavamaneno maivana izy io, matoa notendren’ireo vehivavy israelita nihira sy nandihy, ho fihobiana an’i Saoly Mpanjaka sy Davida avy nandresy.​—1Sa 18:6, 7.