Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Maskila

Maskila

(Maskìla).

Teny mampiditra ny salamo 13 (32, 42, 44, 45, 52, 53, 54, 55, 74, 78, 88, 89, 142), ary mety hidika hoe “tononkalo mampisaintsaina.” Nataon’ny Baiboly maro hoe “Maskila” izy io, satria tsy tena fantatra ny dikan’ny teny hebreo niaviany. Mety hahalalana ny dikany ihany ny teny iray mitovitovy aminy izay nadika hoe “malina”, ‘mampiasa talenta’, “miahy”, “manan-tsaina”, sy ny toy izany.​—1Sa 18:14, 15; 2Ta 30:22; Sl 41:1; 53:2.