Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mehetebela

Mehetebela

(Mehetebèla) [mety hidika hoe Manao Soa Andriamanitra].

1. Zanakavavin’ilay vehivavy atao hoe Matreda, ary vadin’i Hadara (Hadada) mpanjakan’i Edoma.​—Ge 36:31, 39; 1Ta 1:50.

2. Razamben’ilay Semaia (angamba raibeny) nokaramain’i Tobia sy Sanbala mba hampitahotra an’i Nehemia, ka hahatonga azy hanota.​—Ne 6:10-14.