Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mehojaela

Mehojaela

(Mehòjaèla) [Nasian’Andriamanitra].

Zafiafin’i Kaina. Rain’i Metosaela i Mehojaela, ary raiben’i Lameka (tsy ilay Lameka taranak’i Seta).​—Ge 4:17, 18.